Teny iditra manakobaka (kobaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manetsiketsika manasa (ao anaty rano) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to agitate water; to slosh clothes around in water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   agiter un liquide; agiter le linge dans l'eau [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manakobaka
nanakobaka
hanakobaka
manakobaha

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20