|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakobana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kobana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#344] Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler
10  [1.3#344] Qui trouble, qui peut troubler.
Ohatra  11  [2.117#] Izaho kosa manakobana.
12  [2.131#] Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko

Teny iditra (2/2)13  manakobàna
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobana [Fitanisana]
Fototeny  15  kobana

Fivaditsoratra  16  anakambano, anakobanam, anambanako, manabonaka, manakobana, manakobàna, nakambanao, nambakanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22