Teny iditra manakododoka (kododoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao haingana, mampanao haingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakododoka
Ny lasa : nanakododoka
Ny hoavy : hanakododoka
Filaza mandidy : manakododoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05