Teny iditra | 1 manakorobobo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 korobobo |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manao haingana, maika: Manakorobobo itỳ akanjo itỳ aho fa rahariva no hakan' ny tompony azy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |