Teny iditra | manakory (tao, akory) | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina miarahaba sahala amin' ny "manahoana": Manakory aby ianareo? [1.1] | |
[Bezanozano] Manao ahoana! [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] [ manakôry ] Comment? [1.405] | |
Fivaditsoratra | manakory, manikora, maniroka, manorika, mikaroña, mikorana, miranoka, mironaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |