Teny iditra manakôsiky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manahirana, manorisory [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manakosiky (hosiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mikosoka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06