Teny iditra manakotrika (kotrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka akoho mba hikotrika, mampikotrika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to set eggs to hatch [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire couver des oeufs [Hallanger 1974]
Endriteny 
manakotrika
nanakotrika
hanakotrika
manakotreha
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20