Teny iditra | 1 manala baraka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manala ny voninahitr' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to disgrace, to dishonour, to put to shame. 5 [1.7] to put to shame, to dishonor |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] déshonorer, diffamer, insulter 7 [1.8] déshonorer |
Ohatra |
8 [2.499#] Ndeha hidodododo hankany amin' ilay mpampianatra izy hoteneniny, hono, fa manalabaraka azy loatra. |
Singan-teny | 9 manala, baràka |
Fivaditsoratra | 10 analam-baraka, manala baraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |