Teny iditra | 1 manalefaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to make supple; to calm; to make easier |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de |
Fototeny | 6 lefaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |