Teny iditra | 1 manalefaka |
Fototeny | 2 lefaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to make supple; to calm; to make easier [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |