Teny iditra (1/2) | 1 manalina |
Fototeny | 2 alina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to detain till night; to misspend one's days and hours. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] retenir jusqu'à la nuit ou longtemps |
Ohatra |
7 izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro. [2.245#] 8 Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manalìna |
Fototeny | 15 alina |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalina [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 17 analinam, anilanam, manalìna, manalina, manilana, manilàna, nalamany, nalamina, namalany, namalian |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |