Teny iditra manalo (alo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasaratsaraka ny ira alohan' ny hanenomana: Efa manenona ve Rasoa izao? -- Tsia, mbola manalo ny foly izy ao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manalo
nanalo
hanalo

2010/05/14