Teny iditra (1/2) | 1 manaloha |
Fototeny | 2 aloha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? 5 Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manalohà |
Fototeny | 12 aloha |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaloha |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 15 hamolana, mahalaño, mahalona, manaloha, manalohà, manolaha, hamolana, mahalaño, mahalona, manaloha, manalohà, manolaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |