|
|
|
|

Teny iditra1  manalona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] to swell as the sea, to rise in billows. See safotra
4  [1.7] to rise in waves
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être houleux
Ohatra  6  [2.499#] Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana!
Fototeny  7  alona
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11  amalonan, anolanam, manalona, manoalan, mañolana, manolana, manolàna, namalona, namolana, nanamalo, nanoalam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19