|
|
|
|

Teny iditra1  manamaika
Fototeny  2  maika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampanao (zavatra) olona haingana, mandodona: Tsy fanao ny manamaika olona toy izany
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ankamamia, manamaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21