Teny iditra |
manamaivana
(maivana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho maivana: Manamaivana entana ~ Manamaivana alahelo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To make lighter in weight; to make light of [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Alléger, soulager; faire peu de cas de [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manamaivana |
Ny lasa : |
nanamaivana |
Ny hoavy : |
hanamaivana |
Filaza mandidy : |
manamaivàna |
|
|
Teny iditra |
manamaivàna
(maivana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaivana
|
|