Teny iditra manamaivoka (maivoka (aivoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitoto vary manala ny ampombo mahery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Piler le riz une première fois [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamaivoka
Ny lasa : nanamaivoka
Ny hoavy : hanamaivoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20