|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamaizina
Fototeny  2  maizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to darken, to make dark
6  [1.7] to make dark
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.107, 1.8] obscurcir
8  [1.3, 1.8] plonger dans l'obscurité
Ohatra  9  ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324]
10  manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  manamaina
Fototeny  16  maizina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaizina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18  anamaizinam, manamaizina, manamaizìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20