|
|
|
|

Teny iditra1  manamaloka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.508] Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo.
Fototeny  4  maloka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11