Teny iditra | 1 manamaloka |
Fototeny | 2 maloka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo.
[2.508]
|
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |