Teny iditra | 1 manamanitra |
Fototeny | 2 hanitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. / Mahandro vary ho masaka tsara |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |