Teny iditra | 1 manamasaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet |
Ohatra |
6 [2.117#] Samy manamasaka tany ireo. |
Fototeny | 7 masaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 manamasaka, manasamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |