|
|
|
|

Teny iditra1  manamasaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  masaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet
Ohatra  11  [2.117#] Samy manamasaka tany ireo.

Fivaditsoratra  12  manamasaka, manasamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29