Teny iditra | 1 manambatra |
Fototeny | 2 tambatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ Mampitohy: Nanambatra hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] mettre ensemble, unir, joindre, additionner 6 [1.13] faire la somme, additionner |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 manatambatra |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny manambatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |