Teny iditra | 1 manambony |
Fototeny | 2 ambony |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to make much of one's self or of another. 6 [1.7] to make much of, to consider highly |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] exalter, rendre hommage à |
Ohatra |
8 Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296#] 9 Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 anombinam, manambony, manombina, manombìna, namaimbon |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |