Teny iditra |
manambony
(ambony)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To make much of one's self or of another. [1.2]
|
| To make much of, to consider highly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exalter, rendre hommage à [1.8]
|
Ohatra |
1 | Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra?
[2.296]
|
2 | Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny
[2.606]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manambony |
Ny lasa : |
nanambony |
Ny hoavy : |
hanambony |
Filaza mandidy : |
manambonia |
|
|