Teny iditra | manambosy (ambosy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamporisika, mitaona, manangoly: izy no nanambosy ny vahoaka hikomy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To flatter, to incite to fight by raising undue confidence, to cajole, to wheedle, to dupe. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manambosy io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |