|
|
|
|

Teny iditra1  manambotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  sambotra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] mandray amin'ny tanana
9  [1.1] Manenjika (biby na vorona), misambotra
10  [1.78] [Tambahoaka] misambotra

Fivaditsoratra  11  manambotra, norambatam

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29