Teny iditra manamika (tamika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra: Nanamika tamin' ny vato itỳ rano itỳ [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manamika
nanamika
hanamika

2010/05/14