|
|
|
|

Teny iditra1  manamika (tamika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra: Nanamika tamin' ny vato itỳ rano itỳ [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  7  manamika, manimaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05