Teny iditra manamontsamontsana (montsamontsana (montsana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamongo ho vovoka, manorotoro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To crush into small pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Broyer en petits morceaux [1.8]
 Pulvériser, écraser [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamontsamontsana
Ny lasa : nanamontsamontsana
Ny hoavy : hanamontsamontsana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02