Teny iditra | 1 manampò |
Fototeny | 2 fo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. 6 [1.7] to expect |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] prévoir, s'attendre à |
Ohatra |
8 Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra. [2.588#] 9 Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany. [2.895#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny manampò io |
Fivaditsoratra | 15 anompam, manampò, manampo, manompà, manompa, mpamòna, naompam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |