Teny iditra manampona (tampona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manampona
Ny lasa : nanampona
Ny hoavy : hanampona
Filaza mandidy : manampòna

Teny iditra manampona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manomboka [1.78]
  [Sihanaka] Manomboka (raharaha) [1.78]

Teny iditra manampòna (tampona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20