|
|
|
|

Teny iditra1  manañandro
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] tsara vintana: Ly manañandre ny kilonga ko tsa mba mañatoña ombiasa koa ny ray amin-drene (Raha tsara vintana ny zaza dia tsy mba manantona mpanandro intsony ny ray aman-dreny)

Fivaditsoratra  4 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21