Teny iditra manandindona (tandindona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaloka: Misy hazo manandindona ny tranonay
¶ Manindry mandry: Efa nanandindona azy ny ho faty [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manandindona
nanandindona
hanandindona

2010/05/14