|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manandra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manongotra amin' ny tandra
Fototeny  4  tandra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/5)10  manandrà
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Fototeny  14  tandra

Teny iditra (3/5)15  manandra
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] midio, manohitra ny ratsy vita

Teny iditra (4/5)18  manandra
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.78] [Bara] manome
21  [1.1] Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy
Fototeny  22  tandra

Teny iditra (5/5)23  Manandra
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.11] rivière de la préfecture de Tamatave
Voambolana  26  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  27  anandram, andraman, manandrà, Manandra, manandra, mandràña, nandrama

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09