Teny iditra manandry (tandry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manandry ratsy olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manandry
nanandry
hanandry
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31