|
|
|
|

Teny iditra1  manangam-bombo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra  4  manangam-bombona, manangam-bovona
Singan-teny  5  manangana, vombo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06