Teny iditra manangam-bombo (tsangana, vombo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra manangam-bombona ~ manangam-bovona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31