Teny iditra mananganga (anganga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manainga zavatra
¶ Midera, manao fiderana mihoapampana [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mananganga
nananganga
hananganga

2010/05/14