Teny iditra (1/2) | 1 manangola |
Fototeny | 2 angola |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (matetika kokoa: manangolanGOla) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany 5 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to allow someone to indulge his fancies [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 manangolà |
Fototeny | 13 angola |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangola |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 manangola, manangolà, manangola, manangolà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |