|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manangolangola
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to make to be wayward or indulged. (Prov.)
Fototeny  5  angolangola
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manangolangolà
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangolangola [Fitanisana]
Fototeny  12  angolangola

Fivaditsoratra  13  anangolangolam, manangolangola, manangolangolà

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/22