Teny iditra (1/2) | 1 mananika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra Manamy, mamely: Manani-bohitra Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to climb up something, to ascend; to attack a town; fig.: to attempt to do a difficult thing. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] grimper |
Ohatra |
6 [2.528#] Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa! 7 [2.470] Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. 8 [2.471] Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. |
Fototeny | 9 anika |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mananika io |
Teny iditra (2/2) | 17 mañanika |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Sihanaka, Tambahoaka]
mihanika 20 [1.78] [Tambahoaka] mitanika, manao toaka |
Fivaditsoratra | 21 manakany, mañanika, mananika, maninaka, namaikan, namakany, namakian, nanamika, nanimaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |