| Teny iditra (1/3) | 1 manano |
| Fototeny | 2 ano |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [mañano] [Antambahoaka+Antesaka+Bezanozano+Sihanaka+Tanala] manao
[1.78] 5 Miadidy, mikarakara. [1.1] 6 manao asa na mikarakara zavatra [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 provincial for manao.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how manano |
| Teny iditra (2/3) | 13 mañaño |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 [Bara] maty
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 16 mañaño |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antesaka] mamerina indray
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 19 Amnona, manano, mañaño, 20 mañoña, manoña, manona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25 |
|