Teny iditra (1/3) | 1 manano |
Fototeny | 2 ano |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 manao [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 5 Miadidy, mikarakara. [1.1] 6 manao asa na mikarakara zavatra [1.62] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 provincial for manao. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 15 mañaño |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 maty [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 18 mañaño |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
20 mamerina indray [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 21 manano, mañaño, manona, manoña, mañoña, manano, mañaño, manona, manoña, mañoña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |