Teny iditra manantely (tantely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mitady na miremby tantely [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manantely
nanantely
hanantely

2010/05/14