Teny iditra manantitrantitra (antitrantitra (antitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
 Mamerimberina, manamafy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Insister [1.13]
Ohatra 
1Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana. [2.314]
2Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantitrantitra
Ny lasa : nanantitrantitra
Ny hoavy : hanantitrantitra
Filaza mandidy : manantitrantera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20