Teny iditra manantoandro (antoandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to make it full day; to detain, as by procrastination, until the day has far advanced. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay retenir jusqu'au grand jour, retarder, venir tard [Abinal 1888]
Endriteny 
manantoandro
nanantoandro
hanantoandro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31