|
|
|
|

Teny iditra1  mañantso
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Sihanaka] miantso [1.78]
4 [Tanala] miantso, mihaika: Manantsoantso ñy (voaporitre) na repotre, mitoreo ñy manarary (miantsoantso ny tery, mitaraina ny maharary) [1.78]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mañantso, 6 manontsa, 7 montsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20