Teny iditra manany (any)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to prepare yarn finally for weaving. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manany
nanany
hanany
manania

Teny iditra mañany
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] makaka, manify [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañañy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mankany ananina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manañy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanosy] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14